Fampiasana ny teny malagasy : Tsara ny dingana fa mila fampiharana – Newsmada Social Icons facebook youtube twitter Accueil Les Nouvelles JIOI 2023 Chronique Brève Culture Economie Editorial Faits divers Politique Régions Société Sport Tir en l’air Taratra Tselatra Indraimbava Fanatajahantena Fiaraha-monina kolon-tsaina Politika Songadina Toe-karena Tranga Bojy Perspectives Le guide – Santé & Bien être Vidéos Video les nouvelles Investigation Concours photos Accueil Les Nouvelles JIOI 2023 Chronique Brève Culture Economie Editorial Faits divers Politique Régions Société Sport Tir en l’air Taratra Tselatra Indraimbava Fanatajahantena Fiaraha-monina kolon-tsaina Politika Songadina Toe-karena Tranga Bojy Perspectives Le guide – Santé & Bien être Vidéos Video les nouvelles Investigation Concours photos Fil Infos 23 heures ago Mamitiana Rajaonarison : Madagascar en proie à une « crise persistante » 23 heures ago Olona Nitokona teny Tsarasaotra : Nitorajofo ny baomba mandatsa-dranomaso 2 jours ago Enquête parlementaire sur la Jirama: les contrats de location de groupes électrogènes à passer au crible 2 jours ago Madagasikara-Chine-Russie : Fiaraha-miasa miorina ambony fifampitokisana 3 jours ago Contrôle fiscal au premier trimestre 2026: plus de 43 milliards d’ariary mis en recouvrement kolon-tsaina, Taratra Fampiasana ny teny malagasy : Tsara ny dingana fa mila fampiharana Written by Adnews on 2 juillet 2026 More in kolon-tsaina: 160 taonan’ny gazety malagasy : Hananganana tranobe iombonana 18 juillet 2026 Atao amin’ny teny malagasy : Laharam-pahamehana ny fampianarana 18 juillet 2026 « Quiz Poésie Africaine » : Tompondaka i Miangola Ony 18 juillet 2026 Fahasahiana sy fandraisana andraikitra. Nankatoavin’ny antenimierampirenena ny tolo-dalàna momba ny politikan’ny fampiasana ny teny malagasy sy ny zo momba ny teny malagasy eto Madagasikara. Anisan’ny voarakitra ao anatin’ity lalàna ity ny fanasiana dika amin’ny teny malagasy ny didim-pitsarana, ny fifanarahana ifanaovan’ny mpiasa sy ny mpampiasa, fampiasana ny teny malagasy amin’ireo takelaka rehetra eny amin’ireo toerana ifaneraserana amin’ny vahoaka (seranam-piaramanidina, biraom-panjakana…). Efa zava-dehibe ny fameloman-kasina indray ny teny malagasy tahaka izao. Tsara ny dingana vita fa mila fampiharana. Andrasana fatratra ny fampiasana na fampiharana izany isan-tsehatra. Goavana indrindra ny tontolon’ny fanabeazana sy ny fampianarana. Mila hampifanitsiana amin’io lalàna fototra io ny fanapahan-kevitr’ireo departemanta, na minisitera miadidy ny fampianarana. Mila fahasahiana sy finiavana ny famoahana ny: « ny teny malagasy no teny hoenti-mampianatra ». … Raha mbola tsy mivoaka io fanapahan-kevitra io. Mandeha ila ihany ity fahalanian’ny tolo-dalàna ity. Tsy ho tafatoetra ny fananana taranaka ho tia ny tanindrazany. HaRy Razafindrakoto Partager sur: Adnews Catégories d’articles article priorisé Bojy Le guide – Santé & Bien être Les nouvelles Brève Chronique Culture Economie Editorial Faits divers JIOI 2023 Opinions Politique Régions Société Sport Tir en l'air Les plus lus Perspectives Taratra Fanatajahantena Fiaraha-monina Indraimbava kolon-tsaina Politika Songadina Toe-karena Tranga Tselatra Uncategorized Vidéo Investigation Video les nouvelles Vous informer, c’est notre métier Navigation Les Nouvelles Taratra Perspectives Vidéo Concours photos Le guide – Santé & Bien être Rechercher Connectez-vous facebook youtube twitter Contact 8 rue Rainzanabololona Antanimena, 101 Antananarivo  – Madagascar tel: +261 20 22 326 26     ©2025 - Newsmada Réalisation : We On Web French French